bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 32 › Bokin'ny Deoteronomia 32:45
Bokin'ny Deoteronomia 32:45
Ary nony efa tapitra voalazan’ i Mosesy tamin’ ny Isiraely rehetra izany teny rehetra izany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses made an end of speaking all these words to all Israel:
In Context
44Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin’ izany fihirana izany teo anatrehan’ ny olona, dia izy sy Hosea, zanak’ i Nona.
46dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin’ ity lalàna ity.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 32
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 32:45