bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 32 › Bokin'ny Deoteronomia 32:48
Bokin'ny Deoteronomia 32:48
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy androtrizay indrindra ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses that selfsame day, saying,
In Context
47Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa izany no fiainanareo; ary izany zavatra izany no hahamaro andro anareo eo amin’ ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an’ i Jordana ianareo.
49Miakara amin’ ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin’ ny tany Moaba tandrifin’ i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak’ Isiraely ho lovany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 32
Cross References
Numbers 27:12Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Miakara amin’ ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’ Isiraely.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 32:48