Bokin'ny Deoteronomia 33:24
Ary ny amin’ i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin’ ny diloilo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
25Ho vy sy varahina ny hidinao; Ary hifamatra amin’ ny andronao ny fiadananao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 33
Cross References
Genesis 49:20ASERA dia avy ao aminy ny matavy fihinany, ary izy no ihavian’ ny hanim-pin’ andriana.
Joshua 19:31Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Asera araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Psalms 115:15Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Psalms 128:6Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.
Acts 7:10ka nahafaka azy tamin’ ny fahoriany rehetra sady nanome azy fahasoavana sy fahendrena teo imason’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta; ary izy nanendry azy ho mpanapaka any Egypta mbamin’ izay rehetra tao an-dapany.
Romans 15:31mba ho voavonjy amin’ ny tsy mino any Jodia aho, ary mba hankasitrahan’ ny ny olona masìna izay fanompoana hataoko any Jerosalema,