Bokin'ny Deoteronomia 33:6
Aoka ho velona ROBENA, fa tsy ho faty, Nefa aoka ho vitsy olona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let Reuben live, and not die; and let not his men be few.
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 33
Cross References
Genesis 35:23Ary ny zanakalahin’ i Jakoba dia roa ambin’ ny folo mirahalahy: ny zanak’ i Lea dia Robena, lahimatoan’ i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona;
Genesis 49:8Ry JODA, hoderain’ ny rahalahinao ianao, ny tananao ho ao amin’ ny vozon’ ny fahavalonao; hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny rainao.
Joshua 22:1Ary tamin’ izay dia nantsoin’ i Josoa ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen’ i Manase,