bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 4 › Bokin'ny Deoteronomia 4:17
Bokin'ny Deoteronomia 4:17
na sarim-biby izay etỳ ambonin’ ny tany, na sarim-borona manana elatra izay manidina eny amin’ ny habakabaka,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The likeness of any beast that is on the earth, the likeness of any winged fowl that flieth in the air,
In Context
16fandrao manao ratsy ianareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka izay endri-javatra na inona na inona, dia sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,
18na sarim-biby mandady na mikisaka amin’ ny tany, na sarin-kazandrano izay ao amin’ ny rano ambanin’ ny tany.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 4
Cross References
Romans 1:23koa ny voninahitr’ Andriamanitra tsy mety lò dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lò sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 4:17