bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 4 › Bokin'ny Deoteronomia 4:18
Bokin'ny Deoteronomia 4:18
na sarim-biby mandady na mikisaka amin’ ny tany, na sarin-kazandrano izay ao amin’ ny rano ambanin’ ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The likeness of any thing that creepeth on the ground, the likeness of any fish that is in the waters beneath the earth:
In Context
17na sarim-biby izay etỳ ambonin’ ny tany, na sarim-borona manana elatra izay manidina eny amin’ ny habakabaka,
19Ary andrao raha miandrandra ny lanitra ianao ka mahita ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, dia izay rehetra eny amin’ ny lanitra, dia ho voataona ianao hiankokoha eo anatrehany sy hanompo azy, izay nataon’ i Jehovah Andriamanitrao ho anjaran’ ny firenena rehetra ambanin’ ny lanitra.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 4:18