Bokin'ny Deoteronomia 4:41
Ary tamin’ izay Mosesy dia nanokana tanàna telo any an-dafy atsinanan’ i Jordana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Moses severed three cities on this side Jordan toward the sunrising;
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 4
Cross References
Numbers 35:14Ny tanàna telo dia homenareo etỳ an-dafin’ i Jordana etỳ, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin’ ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo.
Deuteronomy 19:7Koa izany no andidiako anao hoe: Manokàna tanàna telo ho anao.
Joshua 20:2Lazao amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Fidio ny tanàna fandosirana izay nasaiko nolazain’ i Mosesy taminareo,