The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 5 › Bokin'ny Deoteronomia 5:7

Bokin'ny Deoteronomia 5:7

Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou shalt have none other gods before me.

In Context

6Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny trano nahandevozana.

8Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra any amin’ ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ ny tany ambany, na izay any amin’ ny rano ambanin’ ny tany.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 5

Cross References

Exodus 20:3Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

Deuteronomy 11:16Kanefa mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaka ny fonareo, ka hivily hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehany ianareo;

Matthew 4:10Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao.

1 John 5:21Anaka, arovy ny tenanareo amin’ ny sampy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 5:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 5:6Bokin'ny Deoteronomia 5Bokin'ny Deoteronomia 5:8 →