Bokin'ny Deoteronomia 6:14
Aza manaraka izay andriamani-kafa amin’ ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye shall not go after other gods, of the gods of the people which are round about you;
In Context
13Matahora an’ i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka manompoa Azy, ary aoka ny anarany no hianiananao.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 6
Cross References
Exodus 20:3Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Deuteronomy 5:7Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
Deuteronomy 11:28ary ozona kosa, raha tsy hohenoinareo ny didin’ i Jehovah Andriamanitrareo, fa hivily hiala amin’ ny lalana izay andidiako anareo anio mba haleha ianareo ka hanaraka andriamani-kafa izay tsy fantatrareo.
Joshua 23:7mba tsy hankanesanareo any amin’ ireo firenena sisa eo aminareo ireo; ny anaran’ ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;
Jeremiah 7:6Ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena, na mandatsaka rà marina amin’ ity tany ity, sady tsy manaraka andriamani-kafa hahatonga loza aminareo,
1 John 5:21Anaka, arovy ny tenanareo amin’ ny sampy.