The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 6 › Bokin'ny Deoteronomia 6:25

Bokin'ny Deoteronomia 6:25

Ary ho fahamarinantsika ny mitandrina hanaraka izany didy rehetra izany eo anatrehan’ i Jehovah Andriamanitsika, araka izay efa nandidiany antsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And it shall be our righteousness, if we observe to do all these commandments before the LORD our God, as he hath commanded us.

In Context

24Ary Jehovah nandidy antsika hanaraka ireo didy rehetra ireo sy hatahotra an’ i Jehovah Andriamanitsika, mba hahita soa mandrakariva isika sy ho velona tahaka ny amin’ izao anio izao.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 6

Cross References

Leviticus 18:5Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin’ izany izy: Izaho no Jehovah.

Psalms 78:7Mba hametraka ny fanantenany amin’ Andriamanitra, ka tsy hanadino ny asany, fa hitandrina ny didiny;

Psalms 119:6Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.

Ezekiel 18:9ary mandeha araka ny lalàko sy ny mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy i; Jehovah Tompo.

Luke 10:28Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany, dia ho velona ianao.

Romans 10:5Fa Mosesy nanoratra milaza fa izay olona manao ny fahamarinana avy amin’ ny lalàna no ho velona amin’ izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 6:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 6:24Bokin'ny Deoteronomia 6