bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 7 › Bokin'ny Deoteronomia 7:11
Bokin'ny Deoteronomia 7:11
Koa tandremo ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika, izay andidiako anao anio, ka araho izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt therefore keep the commandments, and the statutes, and the judgments, which I command thee this day, to do them.
In Context
10ary mamaly miharihary izay mandrafy Azy amin’ ny fandringanana azy; tsy hitaredretra Izy ny amin’ izay mandrafy Azy, fa hamaly azy miharihary.
12Ary raha mihaino ireo fitsipika ireo ianareo ka mitandrina sy manaraka azy, dia hotanterahin’ i Jehovah Andriamanitrao aminao ny fanekena sy ny famindram-po, izay nianianany tamin’ ny razanao;
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 7
Cross References
Deuteronomy 4:5Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian’ i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ ny tany izay efa hidiranareo holovana.
Deuteronomy 8:11dia mitandrema, fandrao hadinoinao Jehovah Andriamanitrao, ka tsy tandremanao ny didiny sy ny fitsipiny ary ny lalàny, izay andidiako anao anio;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 7:11