bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 7 › Bokin'ny Deoteronomia 7:20
Bokin'ny Deoteronomia 7:20
Ary ny fanenitra koa dia hampandehanin’ i Jehovah Andriamanitrao ho eo aminy mandra-paharingan’ izay sisa sy izay efa niery ka tsy hitanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover the LORD thy God will send the hornet among them, until they that are left, and hide themselves from thee, be destroyed.
In Context
19dia ny fizahan-toetra lehibe, izay efa hitan’ ny masonao, sy ny famantarana sy ny fahagagana sy ny tanana mahery ary ny sandry nahinjitra, izay nitondran’ i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka; fa toy izany no hataon’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny firenena rehetra izay atahoranao.
21Aza matahotra azy ianao; fa Jehovah Andriamanitrao no eo aminao, dia Andriamanitra lehibe sy mahatahotra.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 7
Cross References
Joshua 24:12Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra, Izay nandroaka azy teo anoloanareo, dia ny mpanjaka roa tamin’ ny Amorita, fa tsy tamin’ ny sabatrao, na tamin’ ny tsipìkanao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 7:20