Bokin'ny Deoteronomia 8:9
tany izay hihinananao hanina amin’ ny fanaranam-po, sady tsy hanan-java-mahory akory eo ianao, tany misy vy ny vato ao aminy, ary ao amin’ ny tendrombohiny no hihadianao varahina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 8
Cross References
Joshua 22:8ka nilazany hoe: Modia ho any amin’ ny lainareo avy ianareo, mitondra harena be sy omby aman’ ondry be indrindra sy volafotsy sy volamena sy varahina sy vy ary fitafiana be dia be; ary iombony amin’ ny rahalahinareo ny babo azo tamin’ ny fahavalonareo.
1 Chronicles 22:3Ary Davida nahavonona vy betsaka hatao hombon’ ny lela-vavahady sy ny fikambanany, ary varahina betsaka tsy hita lanja
Job 28:2Ny vy dia alaina avy amin’ ny tany, ary ny varahina arendrika avy amin’ ny vato.