The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 9 › Bokin'ny Deoteronomia 9:22

Bokin'ny Deoteronomia 9:22

Ary tao Tabera sy Masa ary Kibrota-hatava no nampahatezeranareo an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And at Taberah, and at Massah, and at Kibroth-hattaavah, ye provoked the LORD to wrath.

In Context

21Ary noraisiko ny fahotanareo, dia ilay ombilahy kely izay nataonareo, ka nodorako tamin’ ny afo, dia notorotoroiko sy nomontsamontsaniko mandra-pahatongany ho madinika toy ny vovoka; ary ny vovony dia nariako teo amin’ ny renirano izay midìna avy amin’ ny tendrombohitra.

23Ary raha nampandehanin’ i Jehovah niala tao Kadesi-barnea ianareo ka nataony hoe: Miakara, ka lovao ny tany izay nomeko anareo, dia nandà ny tenin’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, fa tsy nihaino Azy, na nino ny feony.

Read all of Bokin'ny Deoteronomia 9

Cross References

Exodus 17:7Ary ny anaran’ izany tany izany dia nataony hoe Masa sy Meriba, noho ny ady nataon’ ny Zanak’ Isiraely, sy noho ny nakany fanahy an’ i Jehovah hoe: Eto aminay va Jehovah, sa tsia?

Numbers 11:3Ary ny anaran’ izany tany izany dia nataony hoe Tabera, satria nandoro azy ny afon’ i Jehovah.

Numbers 11:34Ary ny anaran’ izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Deoteronomia 9:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Deoteronomia 9:21Bokin'ny Deoteronomia 9Bokin'ny Deoteronomia 9:23 →