Bokin'ny Mpitoriteny 1:4
Lasa ny taranaka iray, ary mandimby kosa ny taranaka iray; fa ny tany mbola maharitra mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One generation passeth away, and another generation cometh: but the earth abideth for ever.
In Context
3Inona no soa azon’ ny olona amin’ ny fisasarany rehetra izay isasarany atỳ ambanin’ ny masoandro?
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 1
Cross References
Genesis 5:3Ary rehefa telo-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta.
Genesis 36:9Ary izao no taranak’ i Esao, rain’ ny Edomita any an-tendrombohitra Seïra:
Exodus 1:6Ary maty Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin’ izany taranaka rehetra izany.
Psalms 89:47Mandra-pahoviana, Jehovah ô? Hiery mandrakizay va Hianao? Mirehitra tahaka ny afo va ny fahatezeranao?
Psalms 102:24Efa nahaketraka ny heriko tany an-dalana Izy; Efa nahafohy ny androko Izy;
Psalms 119:90Hihatra amin’ ny taranaka fara-mandimby ny fahamarinanao; Efa nampitoetra ny tany Hianao, ka, indro, mitoetra izy.