Bokin'ny Mpitoriteny 1:5
Ny masoandro koa miposaka ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin’ ny fitoerana izay niposahany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sun also ariseth, and the sun goeth down, and hasteth to his place where he arose.
In Context
4Lasa ny taranaka iray, ary mandimby kosa ny taranaka iray; fa ny tany mbola maharitra mandrakizay.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 1
Cross References
Genesis 8:22Raha mbola maharitra koa ny tany, dia tsy hanam-pitsaharana ny taom-pamafazana sy ny taom-pijinjana, ary ny hatsiaka sy ny hafanana ary ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.
Psalms 19:4Tsy misy teny na fiteny anefa; tsy re izay feony.
Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.
Psalms 104:19Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.
Habakkuk 3:11Ny masoandro sy ny volana niditra teo amin’ ny fitoerany, Noho ny fahazavan’ ny zana-tsipìkanao mitsoriaka Sy ny fanelatselatry ny lefonao mamirapiratra.