bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 1 › Bokin'ny Mpitoriteny 1:7
Bokin'ny Mpitoriteny 1:7
Ny renirano rehetra dia samy mankamin’ ny ranomasina, nefa tsy tondraka ny ranomasina; any amin’ izay falehan’ ny renirano ihany no iverenany indray.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the rivers run into the sea; yet the sea is not full; unto the place from whence the rivers come, thither they return again.
In Context
6Mianatsimo ny rivotra, dia mihodìna mianavaratra, mivezivezy mandrakariva izy ka miverimberina manodidina indray.
8Maivana ny teny rehetra, ka tsy misy olona mahalaza; ny maso tsy mamo mijery, ary ny sofina tsy mamo mihaino.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 1
Cross References
Psalms 104:6Ny rano lalina no nasaronao azy tahaka ny lamba; Nandifotra ny tendrombohitra aza ireny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 1:7