Bokin'ny Mpitoriteny 10:6
Asandratra ho ambony indrindra ny adala, ary ny mpanankarena mipetraka eo amin’ ny toerana ambany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Folly is set in great dignity, and the rich sit in low place.
In Context
5Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin’ ny masoandro, ka toa fahadisoana ataon’ ny mpanapaka izany;
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 10
Cross References
1 Kings 12:13Ary ny mpanjaka nanao teny mafy tamin’ ny olona, fa nandà ny saina nomen’ ireo zoki-olona azy izy
Psalms 12:8Hianao, Jehovah ô, no hiaro azy, Hianao no hiambina azy mandrakizay tsy ho azon’ ity taranaka ity.
Proverbs 28:28Raha misandratra ny ratsy fanahy, dia miery ny vahoaka; Fa raha ringana kosa izy, dia mihamaro ny marina.
James 2:3koa mijery ilay miakanjo tsara ianareo ka manao hoe: Mipetraha eto amin’ ny fitoerana aloha ianao; ary manao amin’ ilay malahelo kosa hoe: Mitoera eroa ianao, na: Mipetraha etsy amin’ ny fitoeran-tongotro,―