bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 11 › Bokin'ny Mpitoriteny 11:4
Bokin'ny Mpitoriteny 11:4
Izay fatra-pihevitra ny rivotra tsy hamafy, ary izay manahy ny rahona tsy hijinja.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that observeth the wind shall not sow; and he that regardeth the clouds shall not reap.
In Context
3Raha feno ranonorana ny rahona, dia halatsany amin’ ny tany izany; ary na mianjera mianatsimo na mianavaratra ny hazo, dia eo amin’ izay ianjerany ihany no handriany.
5Toy ny tsy ahafantaranao ny amin’ ny alehan’ ny rivotra, na ny amin’ ny fitombon’ ny taolana ao an-kibon’ izay manan’ anaka, dia toy izany no tsy ahafantaranao ny asan’ Andriamanitra, Mpanao ny zavatra rehetra.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 11
Cross References
Proverbs 20:4Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 11:4