Bokin'ny Mpitoriteny 11:7
Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Truly the light is sweet, and a pleasant thing it is for the eyes to behold the sun:
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 11
Cross References
Job 33:30Mba hamerina ny fanahiny tsy ho any an-davaka, mba hihazavany amin’ ny fahazavan’ aina.
Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.
Proverbs 29:13Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason’ izy roa tonta.
Ecclesiastes 7:11Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an’ izay mahita masoandro izany.
Matthew 5:45mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ ny marina sy ny tsy marina.