Bokin'ny Mpitoriteny 12:10
Mpitoriteny nitady hahita teny mahafinaritra; ary izay mahitsy no voasorany, dia tenin’ ny fahamarinana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 12
Cross References
Proverbs 1:3Hahazoana fananarana mampahahendry, Dia fahamarinana sy rariny ary fahitsiana;
Proverbs 15:23Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, Ary endrey ny hatsaran’ ny teny atao amin’ izay andro mahamety azy!
Proverbs 16:21Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina, Ary ny hamamian’ ny molotra mampandroso fahendrena.
Proverbs 22:17Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
Ecclesiastes 1:1Ny tenin’ i Mpitoriteny, zanak’ i Davida, mpanjaka tany Jerosalema.
Luke 1:1Satria maro no efa nanoratra nandahatra tantara ny amin’ ny zavatra izay efa tanteraka tamintsika tokoa,