Bokin'ny Mpitoriteny 12:9
Ary koa, satria hendry Mpitoriteny, dia nampianatra ny olona fahalalana izy; eny, nandinika sy nieritreritra ary nandahatra ohabolana maro izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Zava-poana dia zava-poana, hoy Mpitoriteny, eny, zava-poana ny zavatra rehetra!
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 12
Cross References
1 Kings 5:12Nanao ohabolana telo arivo izy, sady nanao tonon-kira dimy amby arivo.
1 Kings 10:8Sambatra lahy ny olonao, ary sambatra ireto tandapanao ireto, izay mijanona eto anatrehanao mandrakariva ka mandre ny fahendrenao
Proverbs 10:1Ohabolan’ i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
Daniel 12:3Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin’ ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria.