Bokin'ny Mpitoriteny 2:20
Dia nitodika aho hampamoy ny foko amin’ ny fahakiviana ny amin’ ny fisasarana rehetra izay nisasarako tatỳ ambanin’ ny masoandro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore I went about to cause my heart to despair of all the labour which I took under the sun.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 2
Cross References
Genesis 43:14ary Andriamanitra Tsitoha anie hampahita famindram-po anareo eo anatrehan-dralehilahy, mba hampodiny ny rahalahinareo anankiray sy Benjamina. Ary izaho, raha foanana anaka aho, dia foana anaka ihany.
Psalms 39:6Indro efa nataonao vodivoam-pelatanana ny androko, ary ny fiainako toy ny tsinontsinona eo anatrehanao. Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza. [Sela.]
2 Corinthians 1:8Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ ny fahoriana izay nanjo anay tany Asia, fa novesarana indrindra mihoatra noho ny zakanay izahay, ka dia efa nafoinay na dia ny ainay aza;