The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 2 › Bokin'ny Mpitoriteny 2:5

Bokin'ny Mpitoriteny 2:5

nanao tanimboly sy saha aho ka namboly hazo fihinam-boa samy hafa karazana tao;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I made me gardens and orchards, and I planted trees in them of all kind of fruits:

In Context

4Nanao asa lehibe ho ahy aho, nanao trano, nanao tanim-boaloboka,

6nanao kamory aho handemana ny ala be zana-kazo;

Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 2

Cross References

Song of Solomon 4:12Saha voahidy ny havako ampakariko, loharano voahidy, fantsakan-drano voaisy tombo-kase.

Jeremiah 39:4Ary rehefa nahita ireo Zedekia, mpanjakan’ ny Joda, sy ny miaramila rehetra, dia nandositra izy ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna, nahazo ny lalana mankamin’ ny sahan’ ny mpanjaka, tamin’ ny vavahady eo anelanelan’ ny manda roa; ary lasa nivoaka nankany amin’ ny lalana mankeny amin’ ny tani-hay izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitoriteny 2:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitoriteny 2:4Bokin'ny Mpitoriteny 2Bokin'ny Mpitoriteny 2:6 →