Bokin'ny Mpitoriteny 4:2
Ary ny maty izay efa maty ela dia nataoko ho sambatra noho ny velona izay mbola velona,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore I praised the dead which are already dead more than the living which are yet alive.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 4
Cross References
Job 3:11Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e?
Job 3:21Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina:
Ecclesiastes 2:17Dia efa halako ny aina, satria nataoko ho ratsy ny asa atao atỳ ambanin’ ny masoandro; fa zava-poana sy misambo-drivotra foana izy rehetra.
Ecclesiastes 9:4Fa izay rehetra isan’ ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.