Bokin'ny Mpitoriteny 4:5
Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The fool foldeth his hands together, and eateth his own flesh.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 4
Cross References
Proverbs 6:9Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin’ ny torimasonao ianao?
Proverbs 6:11Dia ho tonga toy ny lehilahy mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.
Proverbs 12:27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.
Proverbs 20:4Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
Isaiah 9:20Eny, Manase mihinana an’ i Efraima, ary Efraima kosa mihinana an’ i Manase, Ary izy roa tonta dia miara-mamely an’ i Joda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.