The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 4 › Bokin'ny Mpitoriteny 4:6

Bokin'ny Mpitoriteny 4:6

Tsara ny eran-tànan’ ila misy fiadanana noho ny eran-tànan-droa misy fisasarana sady misambo-drivotra foana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Better is an handful with quietness, than both the hands full with travail and vexation of spirit.

In Context

5Ny adala manohon-tanana ka homana ny tenany.

7Ary izao koa no zava-poana hitako atỳ ambanin’ ny masoandro:

Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 4

Cross References

Proverbs 15:16Aleo ny kely misy ny fahatahorana an’ i Jehovah Toy izay harena be misy ahiahy.

Proverbs 16:8Aleo ny kely omban’ ny fahamarinana Toy izay ny harem-bevava azo amin’ ny tsy rariny.

Ecclesiastes 1:14Efa hitako ny zavatra rehetra izay atao atỳ ambanin’ ny masoandro; fa, indro, zava-poana sy misambo-drivotra foana izany rehetra izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitoriteny 4:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitoriteny 4:5Bokin'ny Mpitoriteny 4Bokin'ny Mpitoriteny 4:7 →