bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 4 › Bokin'ny Mpitoriteny 4:7
Bokin'ny Mpitoriteny 4:7
Ary izao koa no zava-poana hitako atỳ ambanin’ ny masoandro:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then I returned, and I saw vanity under the sun.
In Context
6Tsara ny eran-tànan’ ila misy fiadanana noho ny eran-tànan-droa misy fisasarana sady misambo-drivotra foana.
8Misy mitoetra irery ka tsy mana-namana, eny, tsy manan-janaka na rahalahy aza, nefa tsy misy farany ny fisasarany rehetra, ary ny masony tsy afa-po amin’ ny harena, hanaovany hoe: Ho an’ iza no isasarako sy tsy ampananako soa ny fanahiko? Zava-poana sy asa mahareraka koa izany.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 4
Cross References
Ecclesiastes 4:1Dia hitako koa ny fampahoriana rehetra atao atỳ ambanin’ ny masoandro; ary indro ny ranomason’ ny ampahorina, sady tsy nisy mpanony azy; ary loza no ataon’ ny tanan’ ny mpampahory azy, sady tsy nisy mpanony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 4:7