bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 5 › Bokin'ny Mpitoriteny 5:12
Bokin'ny Mpitoriteny 5:12
Misy ratsy mahory efa hitako atỳ ambanin’ ny masoandro, dia harena tehirizin’ ny tompony, nefa mampidi-doza amin’ ny tenany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sleep of a labouring man is sweet, whether he eat little or much: but the abundance of the rich will not suffer him to sleep.
In Context
11Mamy ny torimason’ ny mpiasa, na homan-kely na homam-be izy; fa ny haben’ ny ananan’ ny manan-karena kosa no tsy ahitany tory.
13sady levona izany harena izany noho ny loza manjo; ary miteraka zazalahy ralehilahy nefa tsy misy na inona na inona eny an-tànany,
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 5
Cross References
Psalms 4:8Efa nasianao fifaliana ny foko mihoatra noho ny tamin’ ny taona nahabetsahan’ ny variny sy ny ranom-boalobony.
Proverbs 3:24Tsy hatahotra ianao, raha mandry; Eny, handry ianao, ary ho mamy ny torimasonao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 5:12