Bokin'ny Mpitoriteny 5:3
Raha mivoady amin’ Andriamanitra ianao, aza manao ampitso lava: fa tsy ankasitrahany ny adala; koa efao ny voadinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Aleo tsy mivoady toy izay mivoady ka tsy mahefa.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 5
Cross References
Leviticus 27:2Mltenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Raha misy olona hanala voady, dia ho an’ i Jehovah izy araka izay hataonao tombany.
Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Ecclesiastes 10:12Soa ny teny aloaky ny vavan’ ny hendry; fa ny molotry ny adala kosa mitelina ny tenany.