bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 6 › Bokin'ny Mpitoriteny 6:4
Bokin'ny Mpitoriteny 6:4
Fa toa zava-poana no nihavian’ io, ary mandeha ao amin’ ny maizina izy, sady ho voasaron’ ny aizina ny anarany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he cometh in with vanity, and departeth in darkness, and his name shall be covered with darkness.
In Context
3Na dia misy miteraka zaza zato aza sady tratrantitra, ka efa maro ny andro niainany, nefa tsy mba voky soa ny fanahiny, sady tsy mba alevina akory ny fatiny, dia hoy izaho: Ny tsy tonga volana dia tsara kokoa noho izy.
5ary koa, tsy nahita na nahalala ny masoandro akory izy, mahita fitsaharana bebe kokoa noho ilay teo izy.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 6
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 6:4