Bokin'ny Mpitoriteny 7:16
Aza marina loatra, ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana noho simbanao ny tenanao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be not righteous over much; neither make thyself over wise: why shouldest thou destroy thyself?
In Context
17Aza ratsy loatra ianao, ary aza adala; nahoana no ho faty ianao, raha tsy efa tonga ny andronao?
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 7
Cross References
Job 11:12Koa na dia ny olom-poana aza dia hahazo fahendrena, ary na dia ny zanaky ny boriki-dia aza dia hateraka ho olombelona.
Proverbs 23:4Aza manasa-tena hanan-karena, Aza entina amin’ izany ny fahendrenao.
Ecclesiastes 12:12ary he koa, anaka! minoa anatra ianao; fa tsy misy farany ny manao boky maro, ary manasatra ny tena ny fianarana be.
Matthew 9:14Dia nankany amin’ i Jesosy ny mpianatr’ i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?
Matthew 23:5Ary ny asany rehetra dia ataony mba ho hitan’ ny olona; fa ataony lehibe ny fylakiterany, ary ataony vaventy ny somotraviaviny.
Matthew 23:29Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa manao ny fasan’ ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan’ ny olona marina,