The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 7 › Bokin'ny Mpitoriteny 7:20

Bokin'ny Mpitoriteny 7:20

Fa tsy misy olona marina ambonin’ ny tany izay manao tsara ka tsy manota.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For there is not a just man upon earth, that doeth good, and sinneth not.

In Context

19Ny fahendrena no maharo ny hendry mihoatra noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.

21Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao;

Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 7

Cross References

1 Samuel 20:34Dia nitsangana niala teo amin’ ny latabatra Jonatana, sady nirehitra ny fahatezerany, ka tsy nihinan-kanina izy tamin’ ny ampitson’ ny tsinam-bolana; fa nalahelo an’ i Davida izy, satria nomen-drainy henatra.

2 Chronicles 6:36Raha manota aminao izy (fa tsy misy olombelona tsy manota), ka tezitra aminy Hianao ary manolotra azy eo anoloan’ ny fahavalony, ka dia entin’ ny mpamabo ho babo any amin’ ny tany na ho lavitra na ho akaiky izy,

Psalms 14:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara.

Psalms 130:3Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô?

Proverbs 20:9Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho Ka madio tsy manana ota?

Isaiah 64:6Tsy misy miantso ny anaranao, na mifoha hifikitra aminao; fa efa nanafina ny tavanao taminay Hianao ka nandevona anay noho ny helokay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitoriteny 7:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitoriteny 7:19Bokin'ny Mpitoriteny 7Bokin'ny Mpitoriteny 7:21 →