Bokin'ny Mpitoriteny 8:2
Hoy izaho: Tandremo ny didin’ ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I counsel thee to keep the king’s commandment, and that in regard of the oath of God.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 8
Cross References
1 Samuel 14:26Ary rehefa tonga teo anaty ala ny olona, indro, nisy tantely nitsororoka; fa tsy nisy olona sahy nanainga ny tànany ho amin’ ny vavany, fa natahotra ny fianianana izy.
1 Kings 2:43Koa nahoana ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin’ i Jehovah sy ny didy izay nandidiako anao?
Proverbs 24:21Anaka, matahora an’ i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin’ izay miovaova;
Romans 13:1Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin’ Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin’ Andriamanitra.
1 Peter 2:13Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ ny olona, na ny mpanjaka, satria ambony izy,