Bokin'ny Mpitoriteny 8:3
Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin’ ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Hoy izaho: Tandremo ny didin’ ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin’ Andriamanitra.
4fa ny tenin’ ny mpanjaka dia misy hery, ka iza no mahazo manao aminy hoe: Inona no ataonao?
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 8
Cross References
1 Kings 2:21Dia hoy izy: Aoka Abisaga Sonemita homena ho vadin’ i Adonia rahalahinao.
Proverbs 16:14Ny fahatezeran’ ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana. Fa ny olon-kendry mampionona izany.
Proverbs 30:31Ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy Ary ny mpanjaka tsy azo toherina.
Isaiah 48:4Satria fantatro fa maditra ianao, ka ozaby ny hatokao, ary varahina ny handrinao,
Acts 5:8Ary hoy Petera taminy: Lazao amiko: Izany ihany va no vola vidin’ ny taninareo? Dia hoy izy: Eny, izany ihany.