Bokin'ny Mpitoriteny 9:13
Izao koa no fahendrena efa hitako tatỳ ambanin’ ny masoandro, ka dia nataoko ho lehibe izany:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This wisdom have I seen also under the sun, and it seemed great unto me:
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 9
Cross References
Ecclesiastes 6:1Misy ratsy efa hitako atỳ ambanin’ ny masoandro, ary mitambesatra amin’ ny olona izany:
Ecclesiastes 8:16Raha nampiasaiko ny foko hahalala fahendrena sy hahita ny raharaha atao atỳ ambonin’ ny tany (fa misy tsy mahita torimaso na andro na alina),
Daniel 2:14Dia novalian’ i Daniela tamin’ ny fanahy sy ny fahendrena Arioka lehiben’ ny mpiambina ny mpanjaka, izay nivoaka hamono ny olon-kendrin’ i Babylona;