Bokin'ny Mpitoriteny 9:18
Aleo fahendrena toy izay fiadiana; ary ny mpanota iray mahasimba ny soa be.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wisdom is better than weapons of war: but one sinner destroyeth much good.
In Context
17Ny tenin’ ny hendry izay re amin’ ny mangingina dia mahery noho ny fitreron’ izay mpanapaka adala.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 9
Cross References
Joshua 7:5Dia nahafaty tokony ho enina amby telo-polo lahy ny mponina tao Ay sady nanenjika azy teo anoloan’ ny vavahady ka hatrany Sebarima izy ary namely azy teny am-pidinana; dia ketraka ny fon’ ny vahoaka ka tonga tahaka ny rano.
Joshua 22:20Tsy nandika ny didy va Akana, zanak’ i Zera, tamin’ ny zavatra voaozona, ka nisy fahatezerana nahatratra ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra? Ary tsy io lehilahy irery io ihany no maty tamin’ izany helony izany.
1 Samuel 14:30Ka mainka fa raha navela hihinanan’ ny olona ny babo azony tamin’ ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina?
2 Samuel 20:1Ary sendra nisy lehilahy iray tena ratsy fanahy teo, Seba no anarany, zanak’ i Bikry Benjamita; ary nitsoka ny anjomara izy sady niantso hoe: Isika tsy manana anjara amin’ i Davida na lova amin’ ny zanak’ i Jese; samia mody any amin’ ny lainy avy, ry Isiraely ô.
Ecclesiastes 7:19Ny fahendrena no maharo ny hendry mihoatra noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.
Ecclesiastes 10:1Ny fatin-dalitra mahamaimbo sy mampamorivory ny menaky ny mpangaroharo zava-manitra; ary toy izany, ny fahadalana kely dia mavesatra noho ny fahendrena sy ny voninahitra.