bible.software › Bokin'ny Mpitoriteny › Bokin'ny Mpitoriteny 9 › Bokin'ny Mpitoriteny 9:4
Bokin'ny Mpitoriteny 9:4
Fa izay rehetra isan’ ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For to him that is joined to all the living there is hope: for a living dog is better than a dead lion.
In Context
3Izao no fahoriana amin’ izay rehetra atao atỳ ambanin’ ny masoandro: Zavatra iray ihany no manjo ny olombelona rehetra, sady feno ratsy ny fon’ ny zanak’ olombelona, ka fahadalana no ao am-pony amin’ ny andro iainany, ary nony afaka izany, dia ho any amin’ ny maty izy.
5Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 9
Cross References
Job 27:8Fa inona no fanantenan’ ny mpihatsaravelatsihy, raha maito ny ainy, ka tsoahan’ Andriamanitra ny fanahiny?
Lamentations 3:21Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitoriteny 9:4