Epistily ho an'ny Efesiana 5:21
sady mifanaiky amin’ ny fahatahorana an’ i Kristy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Submitting yourselves one to another in the fear of God.
In Context
22Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
1 Chronicles 29:24Ary ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak’ i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an’ i Solomona mpanjaka.
Nehemiah 5:9Ary hoy koa aho: Tsy tsara izao ataonareo izao; moa tsy tokony handeha amin’ ny fahatahorana an’ Andriamanitsika va ianareo noho ny fanaratsian’ ny jentilisa fahavalontsika?
Proverbs 24:21Anaka, matahora an’ i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin’ izay miovaova;
1 Corinthians 16:16mba hanaiky tsara ny olona tahaka ireny sy izay rehetra miara-miasa sy mikely aina koa ianareo.
Galatians 5:13Fa efa nantsoina ho amin’ ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ ny fitiavana.
Ephesians 5:24Fa tahaka ny aneken’ ny fiangonana an’ i Kristy no haneken’ ny vavy ny lahy koa amin’ ny zavatra rehetra.