Epistily ho an'ny Efesiana 5:31
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin’ ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin’ i Kristy sy ny fiangonana aho.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
Matthew 19:5Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa.?
1 Corinthians 6:16Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa.