Epistily ho an'ny Efesiana 6:11
Tafio avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin’ ny fanangolen’ ny devoly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Put on the whole armour of God, that ye may be able to stand against the wiles of the devil.
In Context
10Farany, mahereza ao amin’ ny Tompo sy amin’ ny herin’ ny faherezany.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 6
Cross References
Nehemiah 4:13Ary hoy izaho tamin’ ny manan-kaja sy ny mpanapaka ary ny vahoaka sisa: Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin’ ny manda isika ka mifanalavitra.
Luke 14:29fandrao, rehefa nanao ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita
Romans 13:14Fa itafio Jesosy Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin’ ny nofo hahatanteraka ny filany.
2 Corinthians 2:11fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
2 Corinthians 6:7amin’ ny teny fahamarinana, amin’ ny herin’ Andriamanitra, amin’ ny fiadian’ ny fahamarinana, na amin’ ny ankavanana na amin’ ny ankavia,
2 Corinthians 11:3Fa matahotra aho, fandrao ny sainareo ho simba hiala amin’ ny fahitsiam-po sy ny fahadiovana amin’ i Kristy, tahaka ny namitahan’ ny menarana an’ i Eva tamin’ ny fihendreny.