Bokin'i Estera 2:4
koa izay zazavavy sitraky ny mpanjaka no aoka hanjaka hisolo an’ i Vasty. Dia sitraky ny mpanjaka izany teny izany, ka dia nataony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
2 Samuel 13:4Ka hoy izy taminy: Nahoana ianao, ry zanaky ny mpanjaka, no mihamahia isan’ andro isan’ andro? Tsy tianao hambara amiko va izany? Dia hoy Amnona taminy: Tia an’ i Tamara, anabavin’ i Absaloma rahalahiko, aho.
2 Samuel 17:4Ary sitrak’ i Absaloma sy ny loholon’ ny Isiraely rehetra izany.
Esther 3:9koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana mba haringana ireny, dia handoa talenta volafotsy iray alina ho eo an-tànan’ ny mpanao raharaha aho ho entina ao an-trano firaketan’ ny mpanjaka.
Matthew 20:16Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.