The Bible Software
bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 4 › Bokin'i Estera 4:10

Bokin'i Estera 4:10

Fa Estera naniraka an’ i Hatàka indray hanao amin’ i Mordekay hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Again Esther spake unto Hatach, and gave him commandment unto Mordecai;

In Context

9Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin’ i Mordekay tamin’ i Estera.

11Ny mpanompon’ ny mpanjaka rehetra sy ny olona isan-tokony eran’ ny fanjakany dia samy mahalala fa na iza na iza mankeo amin’ ny mpanjaka ho eo an-kianja anatiny, na lehilahy na vehivavy, nefa tsy nantsoina, dia misy lalàna iray ihany hahafaty azy, afa-tsy izay hotondroin’ ny mpanjaka amin’ ny tehim-bolamena hahavelona azy; ary izaho anefa dia tsy mbola nantsoina hiditra ao amin’ ny mpanjaka intsony telo-polo andro izay.

Read all of Bokin'i Estera 4

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Estera 4:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Estera 4:9Bokin'i Estera 4Bokin'i Estera 4:11 →