bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 4 › Bokin'i Estera 4:15
Bokin'i Estera 4:15
Dia nampitondra valiny ho any amin’ i Mordekay indray Estera ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Esther bade them return Mordecai this answer,
In Context
14fa raha hangina mihitsy ianao amin’ izao andro izao, dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin’ ny fitoerana hafa ho an’ ny Jiosy, fa ianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana; ary iza no mahalala, fa angamba ho amin’ izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin’ ny fanjakana?
16Mandehana ary, vorio ny Jiosy rehetra izay mba ato Sosana ary mifadia hanina noho ny amiko, ka aza mihinana na misotro hateloana na andro na alina; ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa, ary amin’ izany no hidirako ao amin’ ny mpanjaka, na dia tsy araka ny lalàna aza; koa raha tàhiny maty aho, dia maty.
Read all of Bokin'i Estera 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Estera 4:15