bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 4 › Bokin'i Estera 4:9
Bokin'i Estera 4:9
Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin’ i Mordekay tamin’ i Estera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hatach came and told Esther the words of Mordecai.
In Context
8Ary nomeny azy koa ny kopen’ ny lalàna, izay nantsoina tany Sosana handringanana azy, mba haseho amin’ i Estera hampahafantatra azy izany sy handidy azy hiditra ao amin’ ny mpanjaka mba hifona aminy sy hangataka eo anatrehany ho an’ ny fireneny.
10Fa Estera naniraka an’ i Hatàka indray hanao amin’ i Mordekay hoe:
Read all of Bokin'i Estera 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Estera 4:9