bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 5 › Bokin'i Estera 5:7
Bokin'i Estera 5:7
Dia namaly Estera ka nanao hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then answered Esther, and said, My petition and my request is;
In Context
6Ary hoy ny mpanjaka tamin’ i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin’ ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena Izany.
8Raha mahita fitia eto imason’ ny mpanjaka aho, ka sitraky ny mpanjaka ny hanome izay angatahiko sy hanome izay tadiaviko, dia aoka ny mpanjaka sy Hamana hankao amin’ ny fanasana izay hamboariko ho azy indray; ary rahampitso dia hanao araka ny tenin’ ny mpanjaka ihany aho.
Read all of Bokin'i Estera 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Estera 5:7