bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 6 › Bokin'i Estera 6:5
Bokin'i Estera 6:5
Ka hoy ny zatovon’ ny mpanjaka taminy: Indro, Hamana no mitsangana ao an-kianja. Ary hoy ny mpanjaka: Asaovy miditra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the king’s servants said unto him, Behold, Haman standeth in the court. And the king said, Let him come in.
In Context
4Ary hoy ny mpanjaka: Iza no ao an-kianja ao? Ary Hamana kosa efa sendra tonga tao an-kianja ivelan’ ny tranon’ ny mpanjaka tamin’ izay hiteny amin’ ny mpanjaka ny amin’ ny hanantonana an’ i Mordekay amin’ ilay hazo efa natsangany hanantonana azy.
6Dia niditra Hamana ka hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mendrika hatao amin’ izay lehilahy tian’ ny mpanjaka homem-boninahitra? Ary Hamana nanao anakampo hoe: Koa iza indray moa no ho tian’ ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho?
Read all of Bokin'i Estera 6
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Estera 6:5