bible.software › Bokin'i Estera › Bokin'i Estera 7 › Bokin'i Estera 7:5
Bokin'i Estera 7:5
Dia namaly Ahasoerosy mpanjaka ka nanao tamin’ i Estera, vadin’ ny mpanjaka, hoe: Iza moa izany, ary aiza no hisy hasesiky ny fony hanao izany akory?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the king Ahasuerus answered and said unto Esther the queen, Who is he, and where is he, that durst presume in his heart to do so?
In Context
4fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka; fa raha tahìny namidy ho andevolahy sy ho andevovavy izahay, dia ho nangina ihany aho; kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e.
6Fa hoy Estera: Io Hamana ratsy fanahy io no rafilahy sy fahavalo! Dia raiki-tahotra teo anatrehan’ ny mpanjaka sy ny vadin’ ny mpanjaka Hamana.
Read all of Bokin'i Estera 7
Cross References
Job 9:24Ny tany efa voatolotra ho eo an-tànan’ ny ratsy fanahy; Manarona ny tavan’ ny mpitsara eo Izy; Raha tsy Izy no manao izany, dia iza, kosa ary?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Estera 7:5