Bokin'i Estera 9:7
ary Parsandata sy Dalfona sy Aspata
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Parshandatha, and Dalphon, and Aspatha,
In Context
6Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy;
8sy Porata sy Adalia sy Aridata
Cross References
Esther 5:11Ary nambaran’ i Hamana tamin’ ireo ny voninahitry ny hareny sy ny hamaroan’ ny zanany mbamin’ Izay voninahitra rehetra nomen’ ny mpanjaka azy sy ny nanandratany azy ho ambony noho ny mpanapaka sy ny mpanompon’ ny mpanjaka.