Bokin'ny Eksodosy 1:14
ka nataony mangidy ny fiainany tamin’ ny fanompoana mafy, dia tamin’ ny feta sy ny biriky mbamin’ ny fanompoana rehetra any an-tsaha, dia ny fanompoana rehetra izay nampanompoany azy fatratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Dia nampanompoin’ ny Egyptiana fatratra ny Zanak’ Isiraely,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 1
Cross References
Exodus 1:13Dia nampanompoin’ ny Egyptiana fatratra ny Zanak’ Isiraely,
Exodus 5:7Aza omenareo mololo hanaovana biriky tahaka ny teo aloha intsony ny olona; fa izy ihany no aoka handeha hanangona mololo ho azy.
Exodus 6:9Ary Mosesy nilaza izany tamin’ ny Zanak’ Isiraely; nefa izy tsy nihaino an’ i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy.
Leviticus 25:43Aza mampanompo azy fatratra, fa matahora an’ Andriamanitrao.
Leviticus 25:53Tahaka izay karamaina isan-taona no hitoerany eo aminy; fa aoka tsy hampanompoina fatratra eo imasonao izy.
Deuteronomy 4:20Fa ianareo no nalain’ i Jehovah ka nentiny nivoaka avy tao amin’ ny memy fandrendreham-by (dia avy tany Egypta) mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin’ izao anio izao.